1 Mpanjaka 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lasa nalaza i Solomona noho ny anaran’i Jehovah.+ Ary ren’ny mpanjakavavin’i Sheba+ ny lazany, ka tonga hitsapa azy tamin’ny fanontaniana saro-baliana izy.+
10 Lasa nalaza i Solomona noho ny anaran’i Jehovah.+ Ary ren’ny mpanjakavavin’i Sheba+ ny lazany, ka tonga hitsapa azy tamin’ny fanontaniana saro-baliana izy.+