Jeremia 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dedana+ sy Tema+ sy Boza ary izay rehetra manapaka ny volony avy eo amin’ny fihirifany;+ Ezekiela 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 I Dedana+ no nifanaovanao varotra lamba efa voatenona mba hatao amin’ny lasely.