FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa raha mbola tany koa ny tany, dia tsy hitsahatra mihitsy ny famafazam-boa sy ny fijinjana, ny hatsiaka sy ny hafanana, ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.”+

  • Isaia 55:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa toy ny orana sy ny lanezy milatsaka avy any an-danitra, ka tsy miverina any raha tsy mahavonto ny tany, sy mahatonga ny zavatra eo aminy hitsiry sy hahavokatra,+ ary manome masomboly ho an’ny mpamafy sy manome sakafo ho an’ny mpihinana,+

  • 2 Korintianina 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary ilay manome voa betsaka ho an’ny mpamafy sy mofo betsaka hohanina,+ dia hanome sy hampitombo ny voa hafafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara