Genesisy 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao, ary hataonao hoe Isaka+ ny anarany. Ary hanao fifanekena amin’i Isaka aho, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra, ho an’ny taranany handimby azy.+ Salamo 105:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fifanekena nataony tamin’i Abrahama izany.+Nanao fianianana tamin’i Isaka koa izy,+ Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao, ary hataonao hoe Isaka+ ny anarany. Ary hanao fifanekena amin’i Isaka aho, ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra, ho an’ny taranany handimby azy.+
9 Fifanekena nataony tamin’i Abrahama izany.+Nanao fianianana tamin’i Isaka koa izy,+ Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+