FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Taorian’izay, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy tany Midianina: “Mandehana miverina any Ejipta, fa efa maty daholo ireo olona nifofo ny ainao.”*+

  • Matio 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra mitahiry fahatezerana+ amin’ny rahalahiny, dia hatao ampamoaka+ eo anatrehan’ny fitsarana. Ary izay manabanty ny rahalahiny, dia hatao ampamoaka eo anatrehan’ny Fitsarana Tampony. Fa izay milaza kosa hoe: ‘Ilay adala tsisy fotony ity!’, dia mendrika ho any amin’ny Gehena*+ mirehitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara