FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary niseho tamin’i Abrama i Jehovah, ka niteny hoe: “Ny taranakao+ no homeko ity tany ity.”+ Avy eo i Abrama dia nanorina alitara teo ho an’i Jehovah, izay niseho taminy.

  • Genesisy 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hanome tsodrano anao sy ny taranakao izy,+ dia ilay tsodrano nataony tamin’i Abrahama,+ mba handovanao ny tany ivahinianao,+ izay efa nomen’Andriamanitra an’i Abrahama.”+

  • Salamo 105:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa hoy izy: “Ianao no homeko ny tany Kanana+

      Ho anjara lovanareo.”+

  • Asan’ny Apostoly 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy nanome azy lova teto anefa Andriamanitra, na dia tany eram-paladia aza,+ fa nampanantena kosa ny hanome ity tany ity ho fananany+ sy ho fananan’ny taranany mandimby azy,+ na dia mbola tsy nanan-janaka aza izy tamin’izay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara