Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+ Deoteronomia 26:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ianao no nahatonga an’i Jehovah hiteny androany hoe ho Andriamanitrao izy, raha mandeha amin’ny lalany ianao ka mitandrina ny fitsipiny+ sy ny didiny+ ary ny didim-pitsarany,+ sady mihaino ny feony.+
2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+
17 Ianao no nahatonga an’i Jehovah hiteny androany hoe ho Andriamanitrao izy, raha mandeha amin’ny lalany ianao ka mitandrina ny fitsipiny+ sy ny didiny+ ary ny didim-pitsarany,+ sady mihaino ny feony.+