FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hisaorana anie ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+

      Izay nanolotra ny mpampahory anao teo an-tananao!”+

      Dia nomen’i Abrama ny ampahafolon’ny zava-drehetra+ izy.

  • Levitikosy 27:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘An’i Jehovah ny ampahafolony+ rehetra amin’ny tany, na amin’ny voa famafy izany na amin’ny voan’ny hazo. Zava-masina eo anatrehan’i Jehovah izany.

  • Malakia 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Hisy olona ho sahy handroba an’Andriamanitra ve? Ianareo anefa mandroba ahy.”

      Dia hoy ianareo: “Tamin’inona izahay no nandroba anao?”

      “Tamin’ny ampahafolon-karena sy ny fanomezana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara