Eksodosy 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tonga teo toy ny mahazatra koa anefa ny mpiandry ondry ka nandroaka an’ireo vehivavy ireo. Dia nitsangana i Mosesy, ka nanampy azy ireo sy nampisotro rano ny andian’ondrin’izy ireo.+
17 Tonga teo toy ny mahazatra koa anefa ny mpiandry ondry ka nandroaka an’ireo vehivavy ireo. Dia nitsangana i Mosesy, ka nanampy azy ireo sy nampisotro rano ny andian’ondrin’izy ireo.+