FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary tsy nanan-janaka tamin’i Abrama i Saray vadiny.+ Izy kosa anefa nanana mpanompovavy ejipsianina: Hagara+ no anarany.

  • Genesisy 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Rehefa hitan’i Lea fa nitsahatra tsy niteraka izy, dia nalainy i Zilpa mpanompovaviny ka nomeny ho vadin’i Jakoba.+

  • Genesisy 46:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ireo no zanakalahin’i Zilpa,+ ilay nomen’i Labana an’i Lea zanany vavy. Ireo no naterany tamin’i Jakoba. Enina ambin’ny folo izy* rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara