Genesisy 29:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary bevohoka i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena+ ny anarany, fa hoy izy: “Efa nijery ny fahoriana mafy nanjo ahy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.” Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro,+Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+
32 Ary bevohoka i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena+ ny anarany, fa hoy izy: “Efa nijery ny fahoriana mafy nanjo ahy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.”