Genesisy 29:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Rehefa hitan’i Jehovah fa nankahalaina i Lea, dia nataony izay hananany zanaka,*+ fa i Rahely kosa momba.+ 1 Samoela 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanorisory azy mafy koa ny rafivaviny,+ mba hahamenatra azy noho i Jehovah nanidy ny kibony. Salamo 113:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Omeny trano hipetrahana ny vehivavy momba,+Ka ataony tonga reny falifaly noho ny fananana zanaka maro.+Miderà an’i Jah!+
31 Rehefa hitan’i Jehovah fa nankahalaina i Lea, dia nataony izay hananany zanaka,*+ fa i Rahely kosa momba.+
9 Omeny trano hipetrahana ny vehivavy momba,+Ka ataony tonga reny falifaly noho ny fananana zanaka maro.+Miderà an’i Jah!+