Genesisy 31:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Hitsara antsika anie ny andriamanitr’i Abrahama+ sy ny andriamanitr’i Nahora,+ dia ilay andriamanitry ny rain’izy ireo!” Fa i Jakoba kosa nianiana tamin’ilay Atahoran’i Isaka rainy.+ Isaia 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Tompon’ny tafika irery no tokony ho masina+ aminareo. Izy no tokony hatahoranareo,+ ary Izy no tokony hahatonga anareo hihorohoro.”+
53 Hitsara antsika anie ny andriamanitr’i Abrahama+ sy ny andriamanitr’i Nahora,+ dia ilay andriamanitry ny rain’izy ireo!” Fa i Jakoba kosa nianiana tamin’ilay Atahoran’i Isaka rainy.+
13 I Jehovah Tompon’ny tafika irery no tokony ho masina+ aminareo. Izy no tokony hatahoranareo,+ ary Izy no tokony hahatonga anareo hihorohoro.”+