7 satria fotsiny hoe be loatra ny zavatra naharihary tamiko.
Koa mba tsy hahatonga ahy hanandra-tena+ tafahoatra, dia nasiana tsilo ao amin’ny nofo aho,+ izany hoe anjelin’i Satana, mba hamely ahy tsy an-kijanona, ka tsy hanandra-tena tafahoatra aho.