Genesisy 46:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra.
15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra.