Genesisy 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nataony hoe Betela*+ ny anaran’izany toerana izany. Lozy anefa no anaran’ilay tanàna taloha.+ Genesisy 31:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ izay toerana nanosoranao tsangambato+ sy nanaovanao voady tamiko.+ Koa mialà amin’ity tany ity ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+
13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ izay toerana nanosoranao tsangambato+ sy nanaovanao voady tamiko.+ Koa mialà amin’ity tany ity ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+