Genesisy 27:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa henoy ny teniko, anaka, ka mandehana+ mandositra ho any amin’i Labana anadahiko, any Harana.+