Genesisy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa feno sivy amby sivifolo taona i Abrama, dia niseho taminy i Jehovah, ka niteny taminy hoe:+ “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Mandehana eo anatrehako, ka aoka ianao tsy hanan-tsiny.+ Eksodosy 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy. 2 Korintianina 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary ho rainareo aho,+ ary ianareo ho zanako lahy sy zanako vavy’,+ hoy i Jehovah, ilay Mahery Indrindra.”+ Apokalypsy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+
17 Rehefa feno sivy amby sivifolo taona i Abrama, dia niseho taminy i Jehovah, ka niteny taminy hoe:+ “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra.+ Mandehana eo anatrehako, ka aoka ianao tsy hanan-tsiny.+
3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy.
18 “‘Ary ho rainareo aho,+ ary ianareo ho zanako lahy sy zanako vavy’,+ hoy i Jehovah, ilay Mahery Indrindra.”+
3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+