Genesisy 46:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela+ sy Bekera+ sy Asbela sy Gera+ sy Namàna+ sy Ehy sy Rosy sy Mopima+ sy Hopima+ ary Arda. Genesisy 49:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+ Deoteronomia 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny amin’i Benjamina, dia hoy izy:+ “Aoka ilay malalan’i+ Jehovah hitoetra tsy hanana ahiahy eo anilany,+Ary izy hampialoka azy tontolo andro.+Hitoetra eo anelanelan’ny sorony izy.”+
21 Ary ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela+ sy Bekera+ sy Asbela sy Gera+ sy Namàna+ sy Ehy sy Rosy sy Mopima+ sy Hopima+ ary Arda.
27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+
12 Ny amin’i Benjamina, dia hoy izy:+ “Aoka ilay malalan’i+ Jehovah hitoetra tsy hanana ahiahy eo anilany,+Ary izy hampialoka azy tontolo andro.+Hitoetra eo anelanelan’ny sorony izy.”+