Genesisy 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 dia niala aina izy ka maty, rehefa tratrantitra, sady ela niainana sy afa-po. Ary nangonina any amin’ny razany izy.+ 1 Tantara 29:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Maty izy rehefa tratrantitra+ sy voky andro sady nanan-karem-be+ ary heniky ny voninahitra.+ Dia i Solomona zanany no nanjaka nandimby azy.+
8 dia niala aina izy ka maty, rehefa tratrantitra, sady ela niainana sy afa-po. Ary nangonina any amin’ny razany izy.+
28 Maty izy rehefa tratrantitra+ sy voky andro sady nanan-karem-be+ ary heniky ny voninahitra.+ Dia i Solomona zanany no nanjaka nandimby azy.+