FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 25:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo indray mandrapaka amin’io mena io aho! Haingana fa reraka aho! Omeo amin’io mena io aho ho’aho!” Izany no antony nanaovana ny anarany hoe Edoma.*+

  • Deoteronomia 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Aza mankahala Edomita, fa rahalahinao izy.+

      “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba mpivahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+

  • Ezekiela 25:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny namelezan’i Edoma ny taranak’i Joda ka nanaovany valifaty tamin’izy ireo, ary noho ny nanaovany zava-dratsy be dia be sy nanaovany valifaty tamin’izy ireo,+

  • Romanina 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 araka ny voasoratra hoe: “Tiako i Jakoba, fa i Esao kosa halako.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara