Deoteronomia 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nonina tany Seira ny Horita+ fahiny, fa nandroaka azy ny taranak’i Esao+ sady nandringana azy ka nonina tany hisolo azy,+ tahaka ny tsy maintsy ataon’ny Israely amin’ilay tany izay homen’i Jehovah azy ho fananany.— Obadia 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy hitranga ve izany amin’izay andro izay?”, hoy i Jehovah. “Ary haringako tokoa tsy ho ao Edoma ny olon-kendry,+ ary hofoanako tsy ho ao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao ny olona mahay manavaka.
12 Nonina tany Seira ny Horita+ fahiny, fa nandroaka azy ny taranak’i Esao+ sady nandringana azy ka nonina tany hisolo azy,+ tahaka ny tsy maintsy ataon’ny Israely amin’ilay tany izay homen’i Jehovah azy ho fananany.—
8 Tsy hitranga ve izany amin’izay andro izay?”, hoy i Jehovah. “Ary haringako tokoa tsy ho ao Edoma ny olon-kendry,+ ary hofoanako tsy ho ao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao ny olona mahay manavaka.