Ohabolana 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Mamelombelona ny vatana ny fo tony,+ fa ny fialonana kosa mahatonga ny taolana ho lo.+ Ohabolana 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mampisy fifandirana ny olona tezitra be,+ fa mampitsahatra fifamaliana kosa ny olona tsy mora tezitra.+ Ohabolana 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+
18 Mampisy fifandirana ny olona tezitra be,+ fa mampitsahatra fifamaliana kosa ny olona tsy mora tezitra.+
4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+