Joba 38:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ka nilaza hoe: ‘Hatreto ihany no azonao aleha fa tsy mihoatra,+Ary eto no fetran’ny onjanao misamboaravoara’?+ Salamo 104:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tany amin’ny toerana nataonao ho azy.Nisondrotra ny tendrombohitra,+Ary nietry kosa ny tany lemaka.* Salamo 136:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ilay namelatra ny tany ho ambonin’ny rano:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+
11 Ka nilaza hoe: ‘Hatreto ihany no azonao aleha fa tsy mihoatra,+Ary eto no fetran’ny onjanao misamboaravoara’?+
8 Tany amin’ny toerana nataonao ho azy.Nisondrotra ny tendrombohitra,+Ary nietry kosa ny tany lemaka.*