Josoa 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Ary niverina indray nankany Hosa izany, dia nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba,+ Mpitsara 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsy noroahin’ny fokon’i Asera+ koa ny mponin’i Ako sy ny mponin’i Sidona+ sy Alaba sy Akziba+ sy Helba sy Afika+ ary Rehoba.+
29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Ary niverina indray nankany Hosa izany, dia nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba,+
31 Tsy noroahin’ny fokon’i Asera+ koa ny mponin’i Ako sy ny mponin’i Sidona+ sy Alaba sy Akziba+ sy Helba sy Afika+ ary Rehoba.+