1 Tantara 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny zanakalahin’i Joda dia i Era+ sy Onana+ ary Sela.+ Ireo telo ireo no naterak’ilay zanakavavin’i Soa taminy. Ary Kananita io vadiny io. Ary i Era lahimatoan’i Joda dia nanjary ratsy teo imason’i Jehovah, ka novonoiny ho faty.+ Salamo 55:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+
3 Ary ny zanakalahin’i Joda dia i Era+ sy Onana+ ary Sela.+ Ireo telo ireo no naterak’ilay zanakavavin’i Soa taminy. Ary Kananita io vadiny io. Ary i Era lahimatoan’i Joda dia nanjary ratsy teo imason’i Jehovah, ka novonoiny ho faty.+
23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+