Joba 34:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha mampisy filaminana izy, iza no hanameloka azy?Ary raha manafina ny tavany izy,+ iza no hahita azy?Mitovy ihany ny vokany na firenena manontolo+ no anaovany izany na olon-tokana. Isaia 59:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+ Mika 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+
29 Raha mampisy filaminana izy, iza no hanameloka azy?Ary raha manafina ny tavany izy,+ iza no hahita azy?Mitovy ihany ny vokany na firenena manontolo+ no anaovany izany na olon-tokana.
2 Tsia, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo,+ ary ny fahotanareo ihany no mahatonga azy hanafina ny tavany mba tsy hihainoany anareo.+
4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+