Ohabolana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa i Jehovah no manome fahendrena,+ ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-manavaka.+ 1 Korintianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary miresaka momba ny fahendrena amin’izay matotra+ isika, nefa tsy ny fahendren’ity+ tontolo ity na ny an’ny mpitondrany,+ dia mpitondra izay ho levona.+
6 Ary miresaka momba ny fahendrena amin’izay matotra+ isika, nefa tsy ny fahendren’ity+ tontolo ity na ny an’ny mpitondrany,+ dia mpitondra izay ho levona.+