Estera 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa i Mordekay Jiosy no nanarakaraka+ an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nanana toerana ambony teo amin’ny Jiosy rahalahiny izy, ary nankasitrahan’izy ireo. Nanao soa ho an’ny fireneny koa izy, ary niresaka momba ny fiadanan’ny+ taranak’izy ireo. Daniela 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hita fa niavaka+ foana i Daniela raha oharina amin’ireo olom-panjakana ambony sy lehibem-paritany, satria narani-tsaina tsy nisy hoatr’izany.+ Koa nikasa ny hanandratra azy hiadidy ny fanjakana manontolo ny mpanjaka.
3 Fa i Mordekay Jiosy no nanarakaraka+ an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nanana toerana ambony teo amin’ny Jiosy rahalahiny izy, ary nankasitrahan’izy ireo. Nanao soa ho an’ny fireneny koa izy, ary niresaka momba ny fiadanan’ny+ taranak’izy ireo.
3 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hita fa niavaka+ foana i Daniela raha oharina amin’ireo olom-panjakana ambony sy lehibem-paritany, satria narani-tsaina tsy nisy hoatr’izany.+ Koa nikasa ny hanandratra azy hiadidy ny fanjakana manontolo ny mpanjaka.