Genesisy 48:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny dia ho ahy izy mirahalahy,+ izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao. Eny, ho ahy i Efraima sy Manase, tahaka an’i Robena sy Simeona.+
5 Ary ankehitriny dia ho ahy izy mirahalahy,+ izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao. Eny, ho ahy i Efraima sy Manase, tahaka an’i Robena sy Simeona.+