Salamo 105:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nogejaina ny tongony,+Ary nasiana gadra vy izy.+ Salamo 107:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Fa arovany kosa ny mahantra mba tsy ho azom-pahoriana,+Ary ataony lasa fianakaviambe toy ny andiam-biby fiompy.+ Amosa 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 sy misotro divay+ amin’ny vilia baolina, ary mihosotra menaka faran’izay tsara.+ Ary tsy mba mankarary anareo ny loza manjo an’i Josefa.+ Asan’ny Apostoly 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ka nanafaka azy tamin’ny fahoriany rehetra, ary nanao izay hahazoany sitraka sy hananany fahendrena teo anatrehan’i Farao mpanjakan’i Ejipta, izay nanendry azy ho mpitondra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra.+
18 Nogejaina ny tongony,+Ary nasiana gadra vy izy.+ Salamo 107:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Fa arovany kosa ny mahantra mba tsy ho azom-pahoriana,+Ary ataony lasa fianakaviambe toy ny andiam-biby fiompy.+ Amosa 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 sy misotro divay+ amin’ny vilia baolina, ary mihosotra menaka faran’izay tsara.+ Ary tsy mba mankarary anareo ny loza manjo an’i Josefa.+ Asan’ny Apostoly 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ka nanafaka azy tamin’ny fahoriany rehetra, ary nanao izay hahazoany sitraka sy hananany fahendrena teo anatrehan’i Farao mpanjakan’i Ejipta, izay nanendry azy ho mpitondra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra.+
41 Fa arovany kosa ny mahantra mba tsy ho azom-pahoriana,+Ary ataony lasa fianakaviambe toy ny andiam-biby fiompy.+
6 sy misotro divay+ amin’ny vilia baolina, ary mihosotra menaka faran’izay tsara.+ Ary tsy mba mankarary anareo ny loza manjo an’i Josefa.+
10 ka nanafaka azy tamin’ny fahoriany rehetra, ary nanao izay hahazoany sitraka sy hananany fahendrena teo anatrehan’i Farao mpanjakan’i Ejipta, izay nanendry azy ho mpitondra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra.+