FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Rehefa nandre izany i Robena, dia nitady hevitra hamonjena azy eo an-tanan’ireo.+ Koa hoy izy: “Aoka isika tsy hamely azy* ho faty.”+

  • Romanina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny tenany mihitsy no mampiseho fa voasoratra ao am-pony ny votoatin’ny lalàna,+ ary ny feon’ny fieritreretany+ koa no vavolombelona miaraka aminy, ka ny eritreriny ihany no miampanga azy+ na manala tsiny azy mihitsy aza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara