Genesisy 42:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy koa izy: “Reko fa misy sakafo any Ejipta.+ Midìna any ka mividiana ho antsika, mba ho velona isika fa tsy ho faty.” Asan’ny Apostoly 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ren’i Jakoba anefa fa nisy hanina tany Ejipta+ ka naniraka ny razantsika ho any izy tamin’ny voalohany.+
2 Ary hoy koa izy: “Reko fa misy sakafo any Ejipta.+ Midìna any ka mividiana ho antsika, mba ho velona isika fa tsy ho faty.”
12 Ren’i Jakoba anefa fa nisy hanina tany Ejipta+ ka naniraka ny razantsika ho any izy tamin’ny voalohany.+