Eksodosy 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara, ary koa i Saoly zanakalahin’ny vehivavy kananita.+ Ireo no fianakavian’i Simeona.+ 1 Tantara 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary ny zanakalahin’i Simeona dia i Nemoela+ sy Jamina+ sy Jariba sy Zera ary Saoly.+
15 Ary ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara, ary koa i Saoly zanakalahin’ny vehivavy kananita.+ Ireo no fianakavian’i Simeona.+