FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.+ Ary ny taona niainan’i Kehata dia telo amby telopolo amby zato taona.

  • Nomery 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary avy tamin’i Kehata ny fianakavian’ny Amramita sy ny fianakavian’ny Jizarita sy ny fianakavian’ny Hebronita ary ny fianakavian’ny Ozielita. Ireo no fianakavian’ny Kehatita.+

  • 1 Tantara 9:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary niandraikitra ny mofo mifanaingina,+ ny sasany tamin’ny taranaky ny Kehatita rahalahin’ireo, mba hanomana izany isaky ny sabata.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara