Nomery 3:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary avy tamin’i Merary ny fianakavian’ny Malita+ sy ny fianakavian’ny Mosita.+ Ireo no fianakavian’i Merary.+ 1 Tantara 6:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Ary ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, dia nomena tanàna roa ambin’ny folo tamin’ny antsapaka, avy tamin’ny fokon’i Robena+ sy ny fokon’i Gada+ ary ny fokon’i Zebolona.+
33 Ary avy tamin’i Merary ny fianakavian’ny Malita+ sy ny fianakavian’ny Mosita.+ Ireo no fianakavian’i Merary.+
63 Ary ny taranak’i Merary+ araka ny fianakaviany avy, dia nomena tanàna roa ambin’ny folo tamin’ny antsapaka, avy tamin’ny fokon’i Robena+ sy ny fokon’i Gada+ ary ny fokon’i Zebolona.+