FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 30:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Koa natokan’i Labana tamin’iny andro iny ny osilahy misoritsoritra sy mara, sy ny osivavy sada sy mara rehetra, sy izay rehetra misy fotsy, ary ny vantotr’ondrilahy mivolontsôkôla rehetra, ka natolony teo an-tanan’ny zanany lahy.

  • Genesisy 34:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ren’i Jakoba fa efa nandoto an’i Dina zanany vavy i Sekema. Mbola niandry ny biby fiompiny tany an-tsaha anefa ny zanany lahy,+ ka nangina ihany izy mandra-pahatongan’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara