Genesisy 42:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary ento atỳ amiko ny zandrinareo faralahy, mba hahafantarako fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina. Dia haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary ho afaka hividy sakafo atỳ ianareo.’”+
34 Ary ento atỳ amiko ny zandrinareo faralahy, mba hahafantarako fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina. Dia haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary ho afaka hividy sakafo atỳ ianareo.’”+