FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia namorona ny olona araka ny endriny Andriamanitra, eny, araka ny endrik’Andriamanitra no namoronany azy.+ Lahy sy vavy no namoronany azy ireo.+

  • Genesisy 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izao no voalazan’ny boky mirakitra ny tantaran’i Adama: Tamin’ny andro namoronan’Andriamanitra an’i Adama, dia nataony nisy itovizana taminy izy.+

  • Deoteronomia 4:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “Fa anontanio ange ny momba ny andro taloha+ e, hatramin’ny andro namoronan’Andriamanitra ny olona teto an-tany,+ manomboka any amin’ny faravodilanitra iray hatrany amin’ny faravodilanitra iray, ka ataovy hoe: Efa nisy zava-dehibe toy izany ve nitranga? Ary efa mba nisy nandre zavatra toy izany ve?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara