Eksodosy 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mahery dia mahery ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+Afaka manorotoro fahavalo ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+ Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+ 1 Petera 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ satria nankany an-danitra, ary nasaina nanaiky azy ny anjely+ sy ny fahefana ary ny fanjakana.+ Apokalypsy 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nony nahita azy aho, dia nikarapoka toy ny maty teo an-tongony. Ary nametraka ny tanany havanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra.+ Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+
6 Mahery dia mahery ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+Afaka manorotoro fahavalo ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+
22 Eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ satria nankany an-danitra, ary nasaina nanaiky azy ny anjely+ sy ny fahefana ary ny fanjakana.+
17 Koa nony nahita azy aho, dia nikarapoka toy ny maty teo an-tongony. Ary nametraka ny tanany havanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra.+ Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+