Genesisy 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary akao fito avy koa ny biby manidina eny amin’ny lanitra, dia lahy sy vavy,+ mba tsy ho lany taranaka eny ambonin’ny tany manontolo ireny.+
3 Ary akao fito avy koa ny biby manidina eny amin’ny lanitra, dia lahy sy vavy,+ mba tsy ho lany taranaka eny ambonin’ny tany manontolo ireny.+