51 Koa nataon’i Josefa hoe Manase+ ny anaran’ny lahimatoa, satria hoy izy: “Efa nataon’Andriamanitra izay hanadinoako ny fahoriako rehetra sy ny ankohonan-draiko manontolo.”+
20 Ary ny naterak’i Josefa tany Ejipta dia i Manase+ sy Efraima,+ izay naterak’i Asenata+ taminy. Zanakavavin’i Potifera mpisorona tao Ona io Asenata io.