Ohabolana 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manao soa amin’ny tenany ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ fa mitondra loza ho an’ny tenany kosa ny lozabe.+
17 Manao soa amin’ny tenany ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ fa mitondra loza ho an’ny tenany kosa ny lozabe.+