Josoa 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary natao ny antsapaka+ faharoa ka nahazo ny anjarany i Simeona, eny, ny fokon’ny taranak’i Simeona+ araka ny fianakaviany avy. Teo amin’ny lovan’ny taranak’i Joda ny lovan’izy ireo.+ Josoa 21:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary ny tanàna rehetran’ny Levita teo amin’ny lovan’ny zanak’Israely, dia tanàna valo amby efapolo+ mbamin’ny kijanany.+
19 Ary natao ny antsapaka+ faharoa ka nahazo ny anjarany i Simeona, eny, ny fokon’ny taranak’i Simeona+ araka ny fianakaviany avy. Teo amin’ny lovan’ny taranak’i Joda ny lovan’izy ireo.+
41 Ary ny tanàna rehetran’ny Levita teo amin’ny lovan’ny zanak’Israely, dia tanàna valo amby efapolo+ mbamin’ny kijanany.+