Matio 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+ Jaona 7:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Namaly ny mpiambina hoe: “Mbola tsy nisy olona niteny tahaka izany mihitsy.”+
13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+