Genesisy 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary i Abrahama nandevina an’i Saraha vadiny tao amin’ilay lava-bato teo amin’ny saha tao Makpela tandrifin’i Mamre, izany hoe tao Hebrona, any Kanana.+ Genesisy 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 izay novidin’i Abrahama tamin’ny taranak’i Heta. Tao no nandevenana an’i Abrahama sy Saraha vadiny.+
19 Ary i Abrahama nandevina an’i Saraha vadiny tao amin’ilay lava-bato teo amin’ny saha tao Makpela tandrifin’i Mamre, izany hoe tao Hebrona, any Kanana.+
10 izay novidin’i Abrahama tamin’ny taranak’i Heta. Tao no nandevenana an’i Abrahama sy Saraha vadiny.+