FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa niditra tsiroaroa nankao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara ireny biby ireny, izay avy tamin’ny karaza-nofo rehetra nanam-pofonaina.+

  • Mpitoriteny 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa manam-piafarana ny zanak’olombelona ary manam-piafarana koa ny biby, ary mitovy ihany ny iafaran’izy roa tonta.+ Fa toy ny ahafatesan’ny iray no ahafatesan’ny iray koa.+ Iray ihany ny hery mamelona* azy roa tonta,+ koa tsy misy maha ambony ny olona amin’ny biby, fa zava-poana ny zava-drehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara