Genesisy 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa niditra tsiroaroa nankao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara ireny biby ireny, izay avy tamin’ny karaza-nofo rehetra nanam-pofonaina.+
15 Koa niditra tsiroaroa nankao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara ireny biby ireny, izay avy tamin’ny karaza-nofo rehetra nanam-pofonaina.+