Genesisy 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mbola tsy nisy kirihitra teto an-tany, ary mbola tsy nisy nitsimoka ny zavamaniry eny an-tsaha, satria tsy nampilatsaka orana+ tamin’ny tany i Jehovah Andriamanitra sady tsy nisy olona niasa ny tany. Joba 37:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hoy izy amin’ny lanezy: ‘Milatsaha eny ambonin’ny tany.’+Ary izany koa no lazainy amin’ny oram-be sy ny oram-batravatra.+
5 Mbola tsy nisy kirihitra teto an-tany, ary mbola tsy nisy nitsimoka ny zavamaniry eny an-tsaha, satria tsy nampilatsaka orana+ tamin’ny tany i Jehovah Andriamanitra sady tsy nisy olona niasa ny tany.
6 Fa hoy izy amin’ny lanezy: ‘Milatsaha eny ambonin’ny tany.’+Ary izany koa no lazainy amin’ny oram-be sy ny oram-batravatra.+