Genesisy 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, tamin’ny taona fahiraika amby eninjato,+ dia ritra ny rano tambonin’ny tany. Ary nesorin’i Noa ny saron’ny sambofiara, ka nijery izy, ary hitany fa efa maina ny tany.+
13 Ary tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, tamin’ny taona fahiraika amby eninjato,+ dia ritra ny rano tambonin’ny tany. Ary nesorin’i Noa ny saron’ny sambofiara, ka nijery izy, ary hitany fa efa maina ny tany.+